Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Mikaia: Henoy ary ny tenin'i Jehovah: Nahita an'i Jehovah nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany aho, ary ireo maro be rehetra any an-danitra nitsangana teo andaniny avy, dia teo amin'ny ankavanany sy teo amin'ny ankaviany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:19 amin'ny teny manodidina.