Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nankany amin'ny mpanjaka izy. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ry Mikaia, handeha hanafika an'i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany? Ary izy namaly azy hoe: Mandehana, fa hambinina ianao, fa hatolotr'i Jehovah eo an-tananao izy, ry mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:15 amin'ny teny manodidina.