Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ilay iraka izay nandeha naka an'i Mikaia niteny taminy hoe: Indro fa efa iray teny avokoa izao ny mpaminany ka milaza soa ho an'ny mpanjaka; masìna ianao, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny an'ny anankiray amin'ireo, ka mba mitenena soa koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:13 amin'ny teny manodidina.