Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 21:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy taminy: Satria niteny tamin'i Nabora Jezirelita aho ka nanao taminy hoe: Omeo ahy ny tanim-boalobokao hovidiko vola, na hotakalozako tanim-boaloboka hafa, raha izany no sitraky ny fonao; fa izy namaly hoe: Tsy homeko anao ny tanim-boaloboko.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:6 amin'ny teny manodidina.