Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 21:18 Malagasy Bible (MG1865)

Miaingà, ka midìna hihaona amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, izay ao Samaria; indro, ao amin'ny tanim-boalobok'i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba haka ny tany ho azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:18 amin'ny teny manodidina.