Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:42 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy taminy: Izao no lazain'i Jehovah: Satria nalefanao niala teo an-tananao ny lehilahy izay nasaiko hovonoina tokoa, dia ny ainao no hisolo ny ainy, ary ny olonao no hisolo ny olony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:42 amin'ny teny manodidina.