Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Beni-hadada taminy: Ny tanàna izay nalain'ny raiko tamin'ny rainao dia hampodiko; ary manaova lalambe ho anao any Damaskosy, tahaka ny nataon'ny raiko tany Samaria. Ary hoy Ahaba: Halefako ianao amin'izany fanekena izany. Dia nanao fanekena taminy izy ka nandefa azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:34 amin'ny teny manodidina.