Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:25 Malagasy Bible (MG1865)

ary ianao kosa dia makà miaramila ho anao toraka ny miaramilanao izay maty teo ary soavaly ho solon'ny soavaly sy kalesy ho solon'ny kalesy; ary hiady aminy eny an-tany lemaka isika, ka dia hahery noho izy tokoa. Ary nanaiky ny tenin'ireo izy, ka dia nataony izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:25 amin'ny teny manodidina.