Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanompon'ny mpanjakan'i Syria taminy: Andriamanitry ny havoana ny Andriamanitr'izy ireo, koa izany no nahareseny antsika; fa aoka ange isika hiady aminy eny an-tany lemaka, raha tsy ho resintsika izy e.!

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:23 amin'ny teny manodidina.