Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nandamina ny zatovon'ny komandin'ny fanapahana isan-tokony izy, ka roa amby telo-polo amby roan-jato no isany; ary manarakaraka izany, dia nandamina ny olona rehetra izy, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka fito arivo no isany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:15 amin'ny teny manodidina.