Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Beni-hadada, mpanjakan'i Syria, namory ny miaramilany rehetra, koa mpanjaka roa amby telo-polo mbamin'ny soavaly sy ny kalesy no niaraka taminy; dia niakatra izy ka nanao fahirano an'i Samada ary namely azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:1 amin'ny teny manodidina.