Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary indro fa ao aminao koa Simey, zanak'i Gera, Benjamita avy any Bahorima loza loatra ny nanozonany ahy tamin'ny andro nankanesako tany Mahanaima, nefa izy mba nidina hitsena ahy tao Jordana ihany, ary Jehovah no manianako taminy hoe: Tsy hovonoiko amin'ny sabatra ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:8 amin'ny teny manodidina.