Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony afaka telo taona mipaka, dia nisy roa lahy mpanompon'i Simey, nandositra ho any amin'i Akisy, zanak'i Maka mpanjakan'i Gata. Ary nisy nanambara tamin'i Simey hoe: Indreo, any Gata ny mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:39 amin'ny teny manodidina.