Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:3 amin'ny teny manodidina.