Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Adonia, zanakalahin'i Hagita, nankany amin'i Batseba, renin'i Solomona. Ary hoy ravehivavy: Moa fihavanana va no ahatongavanao? Dia hoy izy: Eny, fihavanana.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:13 amin'ny teny manodidina.