Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 19:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niverina niala taminy indray izy ka naka ny omby roa mikambana, dia namono azy, ary nandrahoiny tamin'ny hazo fiasàn'ny omby ny henany ka nomeny ny olona, dia nihinana ireo; ary niainga izy ka nanaraka an'i Elia, dia nanompo azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 19

Jereo 1 Mpanjaka 19:21 amin'ny teny manodidina.