Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 19:15 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Jehovah taminy: Mandehana, miverena amin'ny nalehanao ho any amin'ny efitr'i Damaskosy; ary raha mby any ianao, dia hosory Hazaela ho mpanjakan'i Syria;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 19

Jereo 1 Mpanjaka 19:15 amin'ny teny manodidina.