Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 19:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha ren'i Elia izany, dia nosaronany ny kapôtiny ny tavany, ary nivoaka izy ka nijanona teo am-bava-zohy. Ary, indro, nisy feo nankao aminy nanao hoe: Manao inona atỳ ianao ry Elia ?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 19

Jereo 1 Mpanjaka 19:13 amin'ny teny manodidina.