Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 18:44 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony fanimpitony, dia hoy izy: Misy rahona kely hoatra ny tànan'olona miakatra avy eny amin'ny ranomasina. Dia hoy izy: Miakara, ka lazao amin'i Ahaba hoe: Amboary ny kalesinao, ka midìna, fandrao voasakan'ny ranonorana ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:44 amin'ny teny manodidina.