Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 18:23 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aoka ireo no hanome vantotr'ombilahy roa ho antsika; ary aoka izy no hifidy ny iray ho azy, dia handrasa azy ka hametraka azy eo ambonin'ny kitay hazo, nefa tsy hasiana afo ao; ary izaho kosa hamboatra ny iray ka hametraka azy eo ambonin'ny kitay hazo, nefa tsy hasiana afo koa ao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:23 amin'ny teny manodidina.