Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 17:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia lasa izy ka nanao araka ny tenin'i Jehovah; fa nandeha izy ka nititra teo anilan'ny renirano Kerita any atsinanan'i Jordana.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 17

Jereo 1 Mpanjaka 17:5 amin'ny teny manodidina.