Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 17:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niainga izy ka nankany Zarefata. Ary nony mby teo am-bavahadin'ny tanàna izy, dia, indro, nisy vehivavy mpitondratena nanangona kitay hazo teo; ary niantso azy Elia ka nanao hoe: Masìna ianao. itondray rano kely amin'ny fisotroana aho mba hosotroiko.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 17

Jereo 1 Mpanjaka 17:10 amin'ny teny manodidina.