Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 16:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jeho mpaminany zanak'i Hanany, dia nampitondraina ny tenin'i Jehovah ny amin'i Basa sy ny taranany, satria nanao ratsy teo imason'i Jehovah ka nampahatezitra Azy tamin'ny asan'ny tanany, ka dia tonga tahaka ny mpianakavin'i Jeroboama, ary satria namono ireo izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:7 amin'ny teny manodidina.