Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 16:34 Malagasy Bible (MG1865)

Tamin'ny andron'i Ahaba no nanorenan'i Hiela Betelita an'i Jeriko; ny ain'i Abìrama lahimatoany no sazin'ny nanorenany ny fanambaniny, ary ny ain'i Segoba faralahiny no sazin'ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Josoa, zanak'i Nona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:34 amin'ny teny manodidina.