Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 16:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin'i Samera ny havoan'i Samaria, dia nanao tanàna teo an-tampon'ny havoana izy, ary nataony hoe Samaria, araka ny anaran'i Samera, tompon'ny havoana, ny anaran'ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:24 amin'ny teny manodidina.