Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 16:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany dia nizara roa ny lehilahy amin'ny Isiraely: ny antsasany nomba an i Tibny, zanak'i Ginata, hampanjaka azy; ary ny antsasany kosa nomba an'i Omry.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:21 amin'ny teny manodidina.