Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 16:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony vao nanjaka Zimry ka nipetraka tamin'ny seza fiandrianany, dia namono ny mpianakavin'i Basa rehetra izy; ka tsy navelany hisy miangana na dia lehilahy iray akory aza. na tamin'ny havany, na tamin'ny sakaizany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:11 amin'ny teny manodidina.