Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 15:19 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka hisy fanekena amiko sy aminao toy ny tamin'ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho fanomezana ho anao aho; andeha, tsoahy ny fanekenao tamin'i Basa, mpanjakan'ny Isiraely, mba hialany amiko.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:19 amin'ny teny manodidina.