Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 14:8 Malagasy Bible (MG1865)

ary nendahako ny fanjakana ho afaka tamin'ny taranak'i Davida ka nomeko anao, nefa kosa ianao tsy mba nanao tahaka an'i Davida mpanompoko, izay nitandrina ny teniko sy nanaraka Ahy tamin'ny fony rehetra tsy hanao na inona na inona afa-tsy izay marina eo imasoko ihany;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14

Jereo 1 Mpanjaka 14:8 amin'ny teny manodidina.