Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 14:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah efa nilaza tamin'i Ahia hoe: Indro, avy ny vadin'i Jeroboama hanontany anao ny amin'ny zanany, fa marary izy; ary izao ka izao no holazainao aminy; nefa raha miditra izy, dia hody vehivavy hafa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14

Jereo 1 Mpanjaka 14:5 amin'ny teny manodidina.