Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 14:17 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niainga ny vadin'i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza; koa rehefa mby teo amin'ny tokonam-baravarana izy, dia maty ny zazalahy;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14

Jereo 1 Mpanjaka 14:17 amin'ny teny manodidina.