Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 13:33 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa afaka izany, Jeroboama dia tsy mbola niala tamin'ny lalan-dratsiny ihany, fa mbola naka tamin'ny ankabiazam-bahoaka ho mpisorona amin'ny fitoerana avo; koa na iza na iza tia izany dia natokany, mba ho tonga mpisorona amin'ny fitoerana avo.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:33 amin'ny teny manodidina.