Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 13:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nandeha izy, dia nahita ny fatin-dralehilahy niampatra teo an-dalana, ary ny boriky sy ny liona samy nijanona teo anilan'ny faty; nefa ny liona tsy nihinana ny faty na namiravira ny boriky.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:28 amin'ny teny manodidina.