Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 13:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nandre izany ilay mpaminany izay namerina azy tany an-dalana, dia hoy izy: Ilay lehilahin'Andriamanitra nandà ny tenin'i Jehovah izay; fa natolotr'i Jehovah ny liona izy ka noviravirainy sy novonoiny araka ny tenin'i Jehovah, izay efa nolazainy taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:26 amin'ny teny manodidina.