Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 13:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy kosa izy: Tsy mahazo miverina hiaraka aminao aho na hiditra any an-tranonao, ary tsy hihinan-kanina na hisotro rano aminao atỳ aho,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:16 amin'ny teny manodidina.