Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 13:11 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nisy mpaminany antitra anankiray tao Betela; ary tonga ny zanany ka nilaza taminy izay rehetra nataon'ilay lehilahin'Andriamanitra androtr'iny tao Betela; ary nolazain'ireo tamin-drainy koa ny teny izay nolazain-dralehilahy tamin'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:11 amin'ny teny manodidina.