Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 12:27 Malagasy Bible (MG1865)

fa raha miakatra hamono zavatra hatao fanatitra ao amin'ny tranon'i Jehovah any Jerosalema ny vahoaka, dia hody amin'ny tompony indray ny fony dia amin-dRehoboama, mpanjakan'ny Joda, ary dia hamono ahy izy ka hiverina any amin-dRehoboama, mpanjakan'ny Joda, indray.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:27 amin'ny teny manodidina.