Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 12:24 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah: Aza mandeha hiady amin'ny Zanak'Isiraely rahalahinareo; fa samia mody any an-tranony avy ianareo, fa avy amiko izao zavatra izao. Dia nihaino ny tenin'i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody araka ny tenin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:24 amin'ny teny manodidina.