Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 12:14 Malagasy Bible (MG1865)

ka niteny taminy araka ny hevitra nomen'ireo tovolahy hoe: Ny raiko dia nampitondra zioga mavesatra anareo, fa izaho kosa mainka hanampy ny zioga ho entinareo, kotopia no namazain'ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa no hamaizako anareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:14 amin'ny teny manodidina.