Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 12:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jeroboama sy ny vahoaka rehetra nankany amin-dRehoboama tamin'ny andro fahatelo, araka ilay nolazain'ny mpanjaka hoe: Mankanesa atỳ amiko indray amin'ny andro fahatelo.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:12 amin'ny teny manodidina.