Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany Solomona dia nanao fitoerana avo ho an'i Kemosy, fahavetavetan'i Moaba, teo amin'ny havoana tandrifin'i Jerosalema, ary ho an'i Moloka, fahavetavetan'ny taranak'i Amona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:7 amin'ny teny manodidina.