Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:33 Malagasy Bible (MG1865)

satria efa nahafoy Ahy izy ka niankohoka teo anatrehan'i Astarta, andriamani-bavin'ny Sidoniana, sy Kemosy andriamanitr'i Moaba, ary Milkoma, andriamanitry ny taranak'i Amona, fa tsy nandeha tamin'ny lalako hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko tahaka an'i Davida rainy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:33 amin'ny teny manodidina.