Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niainga niala tany Midiana ireo ka tonga tany Parana; dia naka olona avy tany Parana homba azy izy ka nankany Egypta ho any amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, izay nanome azy trano sy tany sady nilaza hanome hanina azy koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:18 amin'ny teny manodidina.