Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ka dia hoy Jehovah tamin'i Solomona: Satria efa tonga ao am-ponao izao, ka tsy notandremanao ny fanekeko sy ny didiko izay nandidiako anao, dia hendahako ho afaka aminao tokoa ny fanjakana ka homeko ny mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:11 amin'ny teny manodidina.