Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 10:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona nanangona kalesy sy mpitaingin-tsoavaly; ary nanana kalesy efajato amby arivo izy sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo amby iray alina, izay nataony tao amin'ireo tanàna fitoeran'ny kalesy sy tao amin'ny mpanjaka tany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:26 amin'ny teny manodidina.