Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 10:19 Malagasy Bible (MG1865)

Nisy ambaratonga enina tamin'ny seza fiandrianana; ary ny lohan'ny seza fiandrianana, dia boribory ny eo an damosiny; ary nisy fitehenan-tanana teo an-daniny roa amin'ny fipetrahana; ary nisy sarin-diona roa teo an-danin'ny fitehenan-tanana.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:19 amin'ny teny manodidina.