Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 10:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao ampinga volamena telonjato koa izy tamin'ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena telo mane no napetaka tamin'ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin'ny trano Alan'i Libanona ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:17 amin'ny teny manodidina.