Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 10:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an'ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra be indrindra tonga tahaka ilay nomen'ny mpanjakavavin'i Sheba ho an'i Solomona mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:10 amin'ny teny manodidina.