Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 10:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjakavavin'i Sheba, rehefa nahare ny lazan'i Solomona ny amin'ny anaran'i Jehovah. dia avy hizaha toetra azy amin'ny fanontaniana sarotra,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:1 amin'ny teny manodidina.