Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:52 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Solomona: Raha hita fa lehilahy tsara fanahy izy, dia tsy hisy na dia singam-bolony iray akory aza ho latsaka amin'ny tany; fa raha misy heloka kosa ho hita aminy, dia ho faty ihany izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:52 amin'ny teny manodidina.